|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 konesa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandeha na mpandeha midaidaika mirisarisa somary sempotsempotra; famindra miadana toa mivesatra entana noho ny fahalehibeazan' ny vatana sy ny hatavezana.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 kesona, konesa, 15 senoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|