|
|
|
|

Entry1  kongona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany
6  [1.13] karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina
Explanations in English  7  [1.7] a bedbug; a cattle tick
Explanations in French  8  [1.8, 1.196] tique
9  [1.8] punaise des lits
10  [1.13] punaise
11  [1.196] parasite du bétail
Examples  12  [2.472#] Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny
13  [2.895#] noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy
Vocabulary  14  Zoology: invertebrates
Proverbs  15  Proverbs containing the word kongona

Anagrams  16  kongona, kononga

Updated on 2025/08/10