|
|
|
|

Teny iditra1  kongorevo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo kongomaika [1.10]
4 Asa na hevitra natao amim-pahamaikana tsy nisy fiomanana fa novonjivonjena fotsiny amin' izao: Natao kongorevo ny fanomanana ny fety ka tsy nahomby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 who does careless work; carelessly done [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 fait à la vite, bâclé (travail) [1.8]
Tovy hevitra  7 #

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17