| Entry | 1 konjokonjo |
| Part of speech | 2 adjective |
| Root | 3 konjo |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fetsy maranitra Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjokonjo iny Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny |
| Synonyms | 5 konjo |
| Updated on 2025/07/29 |
|