|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kopaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a flapping
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau
[1.8] |
| Ohatra |
6 Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy.
[2.472#]
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 8 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 kapôka, kapoka, kopaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|