|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kopia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tanambe
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 kopia |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Dikan-javatra mitovy vita amin' ny taratasy hafa; dika soratra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a copy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 copie
[1.3#352, 1.8] |
| Ohatra |
9 Nasain' ny mpampianatra nanao kopia izahay kilasy vao manom-boka, dia namonjy an-dry zareo cours moyen izy.
[2.332#]
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 18 kope |
| Fivaditsoratra | 19 Ikopa, 20 kaopy, 21 kapoy, 22 kipao, 23 kipoa, 24 kopay, kopia, 25 pioka, 26 poaky, 27 poika, 28 pokay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|