|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 korantimavo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vola sandoka, vola ratsy (ny ivelany volafotsy fa ny atiny varahina) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Fausse monnaie imitant les pièces françaises [2.415]
Voambolana  5 Toe-karena: varotra

Teny iditra (2/2)6 korantimavo
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 Au sens figuré : Hova tombé dans l' esclavage [2.415]
Voambolana  9 Toe-karena: varotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12