|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 koreanina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Firenena any amin' ny tany saikanosy avaratra atsinanan' i Azia: Betsaka kokoa ny Koreanina atsimo noho ny avaratra
4 Momba an' i Korea, an' i Korea na avy any Korea: i Seoly no renivohitra koreanina atsimo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Korean
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 coréen, coréenne
[3.1] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 korea, 9 korea |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|