Entry | 1 korisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#K.349] hasasarana, fitambotsorana tsikelikely avy eo amin' ny toerana kisolosolo sy malama, fisosana eo ambonin' ny ... 4 [1.1] Fisosana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika; fandeha misosa fotsiny nefa tsy mamindra fa misononoka; fibolisarana. |
Explanations in English |
5 [1.7] a sliding, a rolling |
Explanations in French |
6 [1.3#356] Action de glisser sur, d’avancer en glissant, ou en roulant doucement, de frotter comme en polissant, de traîner à terre 7 [1.8] action d'avancer en glissant |
Root | 8 risa |
Derivatives |
|
Synonyms | 14 korisarisa, kororisa |
Compound words |
|
Anagrams | 16 korisa, sariko, saroky |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |