|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korise |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-dantelina atao amin' ny kofehy ba, ka vy kely mifaraingo no ampidirana sy isintonana ny kofehy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Ouvrage fait au crochet.
[1.3#356] |
| Ohatra |
5 Zazavavy mahay zavatra rahateo koa moa izy, ka efa nahavita kitapo misy dantelina miharo venizy sy korise hasiana ny fihirana, mba hovimbinina toy ny fanaon'ny Madamabe.
[1.222#mg]
|
| Voambolana | 6 Toe-karena: zaitra |
| Fivaditsoratra | 7 kisore, korise, 8 sikore |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|