|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kororoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanesorana ny akofa amin' ny vary amin' ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin' izay entin' ny rivotra miaraka aminy ny bozaka sy ny akofa ary dia ny voam-bary kosa no milatsaka ka azo raofina
4 Ozona, fanozonana 5 Fanaratsiana [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|