|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kororosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra
4 Fionganana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a sliding, a falling down
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 glissement d'une chose qu'on pousse
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 17 ankororosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|