|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kotika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rovitra sy potipotika, simba sy misafotofoto
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 déchiré, mis en pièces, réduit en menus morceaux ; comparer au sanscrit kuttak
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 7 kotikotika |
| Mpanahaka | 8 rotika |
| Teny iditra (2/3) | 9 kotika |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Karazam-borona
[1.1] |
| Voambolana | 12 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (3/3) | 13 kotika |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Hazo misy tsilony; fanao fanafody fampivalanana ny fakany
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 (sens général : ).
17 Nom donné à diverses plantes dont les rameaux hachés menus servent à faire des paillasses. 18 Elles ont la réputation d'être insectifuge. 19 Ce sont surtout : 20 Croton sp. (Euphorbiaceae) Signalé par Leandri et Faublée. [Sakalava] 21 Flueggea microcarpa Blume (Phyllanthaceae) (d'après Humbert 19029). [Tankarana] [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 25 katoky, 26 kitoka, kotika, 27 takoky, 28 tokaky, 29 tokika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|