|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kotona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo maina na volotsangana norarina mba hipetrahan' ny tafo tamin' ny trano malagasy fahiny
4 Toetran' ny zavatra mikotona tsara sy mifanety, mifanizina fatratra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  11 trano kotona

Teny iditra (2/2)12  kotona
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 (comme adjectif, le même mot veut dire : serré, comme les cheveux sur la tête. Allusion aux feuilles linéaires et très nombreuses). Hydrotriche hottoniiflora Zucc. (Plantaginaceae). Plante aquatique immergée, à jolies fleurettes poussant hors de l'eau. Elle a été introduite en Europe par les aquariophiles. Voir aussi volonkotona. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17 antoko, 18 kanoto, 19 kotano, kotona, 20 tokona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09