|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kotrehina |
| Fototeny | 2 kotrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy:
5 Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy 6 Tazonina, giazana ao an-trano: 7 Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|