|
|
|
|

Teny iditra1  kotringa
Fototeny  2 tringa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitongilam-pamindra fa miavo miiva [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  13 tringa
Mpanahaka  14  kelyila, 15  kotrefa, 16  kotrefaka, 17  kotrepaka, 18  kotrifa, 19  mandringa, 20  tolitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31