|
|
|
|

Teny iditra1  kotrokosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hena ampangotrahina fotsiny dia ajanona mba hahazoana mitahiry azy [Tsimihety] [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12