|
|
|
|

Entry1  kotsetsotsetso
Part of speech  2  adjective
Root  3  tsetsotsetso
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany
Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely.

Updated on 2025/07/29