|
|
|
|

Teny iditra1  kotso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-trondro misoratsoratra volom-batolalaka raha mbola kely, ary mena saika mivaivay rehefa lehibe; halavany 35 sm (Paretroplus petiti) [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: trondro
Tovy hevitra  5 damba
Kamban-teny rehetra  6 kotsovato

Fivaditsoratra  kotso, 7 Skoto, 8 tsoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09