| Entry | 1 kovalivaly |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 valivaly |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.10] fandeha mafy eo am-pidinana, kodingidingy, kivalambalana na kivalombalona; hazakazaka am-pidinana 5 [1.1] Fandehanana mafy midina, kodingidingy |
| Anagrams | 6 kovalivaly, kovilavila |
| Updated on 2025/07/29 |
|