|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kristaly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vato tantera-pahazavana sady mafy, velon-joro maromaro toa manara-dalàna jeometrika
4 Vera vita amin' io vato io, mangasohaso ary mamoaka feo mikarantsana raha voapaika kely [1.1] 5 vato-tantera-pahazavana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cristal
[1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 7 fivainga ho kristaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|