| Entry (1/2) | 1   K    k  | 
| Part of speech | 2 noun (symbol) | 
| Explanations in Malagasy | 3   Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra. [1.1] | 
| Explanations in French | 4   Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa. [1.3] | 
| Analogs | 5 abidy | 
| Tables and plates | 6   The Alphabets | 
| Article | 7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | 
| Illustrations | 
 | 
| Entry (2/2) | 8   K  | 
| Part of speech | 9 noun (symbol) | 
| Explanations in Malagasy | 10   Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | 
| Explanations in English | 11   Potassium. [3.1] | 
| Vocabulary | 12 Chemistry | 
| Tables and plates | 13   Periodic Table | 
| Updated on 2025/09/12 |   |