|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 L ~ l
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny
4 abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: 5 hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache.
[1.3] |
| Mpanahaka | 7 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 9 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 L ~ l
![]() |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 marika romana izay milaza ny isa 50
[3.1] |
| Voambolana | 13 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny isa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|