|
|
|
|

Teny iditra1  labozia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Jiro vita amin' ny menak' omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Manome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [labozỳ] 4 a candle [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [labozỳ] 5 chandelle [1.3]
6 bougie [1.13]
Ohatra  7  labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470]
8  Taty aoriana aho vao nahalala ny solitany sy ny labozỳ. [2.472]
Tsipelina hafa  9 labozỳ
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09