|
|
|
|

Teny iditra1  ladobo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Akoho na vorona tsy mivaky fa andrahoina mivongana amin' izao ao anaty lafaoro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 meat or poultry cooked in one piece [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la daube, viande ou volaille cuite en une pièce [1.8]
Voambolana  6  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12