|
|
|
|

Teny iditra1  lafam-bia
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 kofehy azo avy amin'ny tenan'ny via (jereo via): Mamb'leja lafambia lejalaje hamintañan-jono (maka kofehy avy amin'ny vody via ry zalahy hanjonoana trondro kely) [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12