|
|
|
|

Entry1  lafaoro
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitaovana voahodidin' ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana eo ambony afo: Atao anaty lafaoro matetika ny akoho atao ladobo
Fantsona natao hivoahan' ny setroka avy amin' ny fatana: Mipololòtra ny setroka avy ao anaty lafaoro
Explanations in English  5  [1.7] an oven; a chimney
Explanations in French  6  [1.8] four; cheminée
Examples  7  [2.472#] Mpitatitra kitay hatao anaty lafaoro no asan' I Feno.
8  [2.470#] setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka.
Article  9  Randzavola: lafaoro ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10