|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lafarinina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Totom-barimbazaha. (Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin' ireny zavatra ireny)
[1.1] 4 koba vita amin' ny varimbazaha: Rehefa miakatra ny vidin' ny lafarinina dia misondrotra ny vidin' ny mofo dipaina [1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 farine
[1.5] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: hanina |
| Tsipelina hafa | 7 lafarina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|