Entry | 1 lafo vidy |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 lafo, vidy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tafahoatra amin' ny tokony ho vidiny |
Explanations in French |
5 [1.13] coûteux, cher |
Examples |
6 [2.472] Aiza izay volany hanonerany entana lafo vidy ohatra ireo! |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |