|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lahara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 endrika, tarehy [Taisaka] [1.78]
4 tarehy, endrika, handrina [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 face, front. (Rac. Làhatra). [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (2/2)6  lahara
Sokajin-teny  7  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8 raha [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12