|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lahatsoratra |
| Singan-teny | 2 lahatra, 3 soratra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 literatiora an-tsoratra mety hiady rima na tsia
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a written discourse, a manuscript
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 discours écrit; manuscrit, texte
[1.8] 8 texte [1.13] |
| Ohatra |
9 Adikako ny lahatsoratra avy eo.
[2.445]
10 Azo zaraina firy io lahatsoratra io? [2.314] |
| Voambolana | 11 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|