|
|
|
|

Teny iditra1  lahilahina
Fototeny  2 lahilahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsofin-drano, rarina ho soa ho tsara (fanao amin' ny famoran-jaza) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be encouraged, to be blessed by the use of the word lahilahy [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12