|
|
|
|

Teny iditra1  laingaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilazana lainga: Nolaingainy ianao fa tsy mahalala akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 to be lied to, to be falsified [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 à qui on ment, qu’on trompe en mentant: Aza laingain' ialahy aho (Ne me mens pas) [1.3#373]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02