|
|
|
|

Teny iditra1  laingosana
Fototeny  2 laingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alana ny laingony: Nolaingosany ny voatavo etsy avara-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be cut at the tip, to be cropped [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 isolangana, laingosana, 11 solangaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12