|
|
|
|

Teny iditra1  lakan-jilo
Singan-teny  2 lakana, 3 jilo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 lakana izay samy matsilotsilo na marani-doha ny eo anoloana sy ny ao afara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 pirogue dont les deux bouts sont pointus [1.3#296]
Voambolana  7  Fifamoivoizan-tsambo
Mpanahaka  8  lakanjila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02