|
|
|
|

Teny iditra1  lakandamosina
Singan-teny  2 lakana, 3 lamosina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ilay lempona mitsoriaka midina eo afovoan' ny lamosina, manaraka ny hazondamosina, atao koa hoe lakandrano [1.1]
Voambolana  6  Haiaina
Tovy hevitra  7 lakamosina, lakandrano, lakandrano-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12