|
|
|
|

Teny iditra1  lakomadina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Menaka fihosorana. Fifangaroan-javatra miendrika menaka, manitra, ampiasaina amin' ny fikarakarana ny hoditra na ny volo: Mihosotra lakomadina isan-kariva izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 pomade [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 pommade [1.3]
6 (du français : « la pommade »). Nom général des pommades et onguents, surtout s'ils sont parfumés. On dit aussi menaka manitra : « graisse parfumée ». [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Mpanahaka  8  lakomady, 9  lapomady

Fivaditsoratra  10 kamoladina, lakomadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13