|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lalam-panorenana
Singan-teny  2 lana, 3 fanorenana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 constitution [1.5, 1.13]
Ohatra  7  Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Voambolana  8  Lalàna 9  Pôlitika

Teny iditra (2/2)10  lalam-panorenana
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  12 loi interne [1.13]
Voambolana  13  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09