|
|
|
|

Teny iditra1  lalamby
Singan-teny  2 lalana, 3 vy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [lalam-by] 6 a word used for a railway; lit. an iron road [1.2]
7 a railroad [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 chemin de fer [1.8]
9 chemin de fer, voie ferrée, rail [1.13]
Ohatra  10  Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo? [2.113]
11  Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
12  Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka. [2.5#]
Voambolana  13  Fitaterana
Mpanahaka  14  fce, 15  mla, 16  ta, 17  tce
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02