|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalana voarakotra vatokely |
| Singan-teny | 2 lalana, 3 voarakotra, 4 vato, 5 kely |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 arabe voatoto vato izay azon'ny fiara aleha mandavantaona
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 route empierrée, route secondaire
[1.13] |
| Voambolana | 9 Fitaterana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|