|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lalangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tany maina sy ngazana; tany firina tsy mahavokatra [1.10#L.84]
Fanazavàna teny anglisy  4 hard soil, barren land [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/2)5  lalangy
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 zavamaniry mbola tsy voadinika tsara : ny sasany manao azy ho ao amin' ny
8 antokon' ny Euphorbiacées, misy vongany roa toy ny an' ny tsaramaso
9 ny voany (dicotylédones) ary misy ditiny mandronono ahazoana fingotra
10 rahefa tapahina ny tahony na ratraina.
11 Misy kosa manakilasy azy ho Melliacées zavamaniry fakana fanafody
12 tazo ny hodiny, toy ny fanafody kininina izany. [1.10#L.84]
Fanazavàna teny frantsay  13 (sens général : sols arides constitués au cours de la décomposition des grès).
14 Nom de plusieurs arbustes fréquentant ce type de sols, mais surtout : Boscia longifolia Hadj-Moust. (Capparaceae).
15 Fruits comestibles. Racines réputées médicinales : on en administre la décoction dans les états fébriles.
16 Elles restaurent l'appétit, font disparaître les états nauséeux et préviennent les manifestations cutanées fréquentes en cas de fièvre. [Sakalava, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17