|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lalatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Soritra na tataka kely amin' ny hazo atao amin' ny lelan-java-maranitra; kaokan' ny dian-javatra; ny mikiaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 marque faite avec un tranchant, une pointe, avec le trusquin [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/2)14  lalatra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 fanamainana faritra iray misy ranoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17 drainage [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19