|
|
|
|

Entry1  lalimanga
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  lalitra, manga
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana.
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates

Updated on 2025/08/10