|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalimoara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaka lehibe, hazo na metaly, lava tsangana ary misy varavarana, natao indrindrahametrahan-damba
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a cupboard, a clothes press
[1.2] 5 a buffet; a clothes cupboard [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 armoire, buffet
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|