|
|
|
|

Teny iditra1  lalina aty
Singan-teny  2 lalina, 3 aty
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ireo vilia na fitoeran-javatra toy ny tavoara, izay kely ny vavany fa ny atiny kosa tsy araka izany fa lalina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 se dit des vases profonds [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11