|
|
|
|

Teny iditra1  lali-nofo
Singan-teny  2 lalina, 3 nofo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny tany matevina tsy misy vato, ny tany izay tsara ary tafidina hatrany ambany ny nofon-tany ao aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 soft and good. Used of soil [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui a une couche épaisse de bonne terre [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12