|
|
|
|

Teny iditra1  lalivay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Koba navela hiotrika elaela izay afangaro amin' ny ranon-koba hanaova-mofo mba hampibontsina sy hampitombo azy rehefa andrahoina: Mofo tsisy lalivay [1.1]
4 zaka mampitombo ny koba [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 levain [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17