|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lambolamboina |
| Fototeny | 2 lambolambo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny
5 Safosafoina (amin' ny tanana): Nolambolamboiny tamin' ny tanany ny volon-dohan' ny zanany 6 Tambatambazana, tehatehafina: Lambolamboy kely ny zandrinao fa mitomany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be smoothed; to be caressed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on polit; qu'on caresse
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|