|
|
|
|

Teny iditra1  lambondrano
Singan-teny  2 lambo, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a sea hog, a porpoise [Provincial] [1.2]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  8 lambondriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12