|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lamokany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 addled, used of eggs; bad, used of the disease called tety, and of a kind of pulse
[1.2] 4 an unhatched rotten egg [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 oeuf couvé mais gâté
[1.8] |
| Ohatra |
6 Misy koa ireo mpanotri-borona raha mandinika ny atody dia fantany ny ho foy sy ny ho lamokany.
[2.285#]
7 Foto-goavy ira no nandalovany ary voany roa sy telo, lamokany tsy misy nahita no notazany sy nasesiny ambava. [2.470#] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | lamokany, 9 manokila, 10 mañolaky, manolaky, 11 manolika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|